Shanghai
Avy amin'i Wikipedia
| Shanghai |
||
| Velarantany | NC | |
| Isam-ponina | 18 870 000 mponina | |
| Tanànan-dehibe | 13 831 900 mpo. | |
| Ben'ny tanàna | Han Zheng | |
| Firenena | Sina | |
| Faritany | Shanghai | |
Shanghai ( 上海 ; pinyin : Shànghǎi) dia tanàna any Sina. Ny sinôgrama 上海 dia midika hoe Andranomasina. Misy 17 tapitrisa mahery ny isan'ny olona any Shanghai, ary izy ny tanàna ngeza indrindra any Sina.
Votoatiny |