Sampam-piteny kasîka

Avy amin'i Wikipedia
Sarintany maneho ny faritra itenenana fiteny kasiana

Ny sampam-piteny kasîka na sampam-piteny kasiana dia fianakaviam-piteny aostrôaziatika any amin' ny Lembalemba Shillong, izay tenenina ao amin' ny fanjakan' i Meghalaya any amin' ny tapany avaratra-atsinanan' i India sy ny faritra manodidina an' i Bangladesy, ampiasain' ny vahoaka Kasy Ireo fiteny ireo dia fiteny dimy ao anatin' ny sampan' ny fiteny môn-kmera avaratra, dia: