Fiteny oara-jaintia

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny oara-jaintia dia fiteny aostrôaziatika ao amin' ny sampam-piteny kasîka ampiasain' ny olona 16 000 eo ho eo any Bangladesy ary olona 51 000 any India.

Tsy tokony hafangaro amin' ny fiteny kasỳ aoara, izay fitenim-paritry ny fiteny kasỳ ampiasain' ny Oara-Kiriama izay mifandray akaiky aminy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]