Sahih al-Tirmidhi

Avy amin'i Wikipedia

Ny Sahih al-Tirmidhi (arabo: صحيح الترمذي / Saḥīḥ al-Tirmidhī), izay atao hoe koa Sunan al-Tirmidhi, dia hadita natambatry ny manam-pahaizana mozilmana al-Tirmidhi. Nanomboka nanangona hadita izy taorian' ny taona 864/5 ary nahavita izany tamin' ny 9 Jona 884. Anisan' ny Kutub al-Sittah an' ny silamo sonita, matetika no voasokajy ho azo itokiana ilay boky. Ny Sahih al-Tirmidhi dia mirakitra hadita miisa 4 330 (eo ho eo amin' ny 4 400 ankehitriny), ary nozaraina ho toko dimampolo — niadian-kevitra ny fizaràny ho boky 46.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]