Quezon City

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

I Quezon City (Lungsod Quezon amin’ny fiteny tagalaogy, Ciudad Quzeon amin’ny fiteny espaniola) dia renivohitr’i Filipina fahiny ary tanàna lehibe indrindra ao Filipina (15 tapitrisa mponina miaraka amin'i Manila). Eo amin’i nosin’i Luzon no misy azy.

Renivohitr’i Filipina i Quezon City tamin’ny 1948 hatramin’i 1976, nanomboka tamin’io daty farany io i Manila no niverina ho renivohitra.

[hanova] Jereo koa

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa