Papa François

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Pope Francis South Korea 2014.png
Coat of arms of Franciscus.svg

Jorge Mario Bergoglio (dikan-tsoratra ara-peo AAI : [ˈχorxe ˈmarjo berˈgoʎo]) izay teraka tamin’ny 17 Desambra 1936 tany Buenos Aires (Arjentina), dia paparaimasina faha-266 ny fiangonana katôlika. Voafidy ho papan’ny eglizy katôlika rômana izy ny 13 Martsa 2013 ary nifidy ny anarana François (tononina hoe François Voalohany ; amin’ny fiteny latina : Franciscus). Izy no papa faharoa tsy teratany eoropeanina (ny voalohany dia Grégoire III izay teraka tany Siria ary voafidy ho papa tamin’ny taona 731) ; papa jezoita voalohany ary papa voalohany avy any Amerika.

Rohy ivelany[hanova | modifier le wikitexte]

  • Vatikana  – Tranonkalan’i Vatikana