I Maputo dia tanàna lehibe any atsimon'i Afrika renivohitr'i Mozambika. Any amin'ny farany atsimon'i Mozambika 77km ny sisintsany afrikana tatsimo no misy azy. Ny isam-poniny dia eo amin'ny 1,1 tapitrisa mponina eo ho eo ary ny tanànan-dehibe dia miisa 2 tapitrisa mponina latsaka.