Kianja

Avy amin'i Wikipedia
  
Grande Place (« Kianjabe ») any Bruxelles

Ny kianja dia toerana ho an'ny vahoaka tsy azo ananganana trano, misy lalana mitondra makany aminy.

Misy trano na monument mamaritra azy.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.