Joseph Smith

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiangonana ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.


I Joseph Smith Jr. (23 Desmabra 1805 - 27 Jiona 1844) dia olona namorona ny fiangonana môrmona. Olona fantatra izy amin'ny fiainana ara-pivavàna sy ara-politika ny Etazonia tamin'ny taona 1830 - 1840.

Tamin'ny 1830, namoaka ny Boky ny Môrmôna i Joseph Smith, miteny izy faha hoe dikan-ten'ny soratra taloha io boky io, nosoratana tambon'ny volamena hono ilay izy ary nomen'ny anjely an'i Joseph Smith hono ilay soratra.

Tamin'ny 1830 ihany, noforoniny ny fiangonan'ny Jesosy Kristy des saints des derniers jours [1], ary lasa filoha n'io fiangonana io izy aveo.

  1. Mila ovaina ilay soratra farany io
Fanoroana sy fitsipika