Jaojoby

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

I Eusèbe Jaojoby dia mpihira, mandihy malagasy teraka ny 29 Jolay 1955 tany Ambohangibe (eo moron'ny renirano Bemarivo) 51 km miala an'i Sambava amin'ny tany Betsimisaraka.

Tany Antsiranana izy no nipetraka nanomboka ny taona 1970, ary milalao mozika ao amin'ny bar Le Saïgonnais miaraka amin'ny tarika Los Matadores.

[hanova] Jereo koa

[hanova] Rohy ivelany

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa