Huang Xianfan
|![]()
I Huang Xianfan - 黄現璠/黄现璠]] I Huang Xianfan(Sinoa:黄現璠 na黄现璠; 13 Novambra 1899 - 18 Janoary 1982) dia tantarata sy anthropologyta sinoa.
Votoatiny |
[hanova] Tantaram-piainana
Niteraka tamin'ny 13 Novambra 1899 any Fusui, any Guangxi. Nianatra tao amin'ny sekoly ambaratonga voalohany tao Qujiu tao Fusui izy. Nanohy ny ambaratonga faharoa fototra tao Nanning tamin'ny taona 1922(1922-1926), ary ny taona 1926 no nidirany tao amin'ny Oniversite Normale ny Beijing(1926-1935), ary tany izy nihanatra ny bôtanika, ny tantara, ny fiteny anglisy sy ny filôzôfia. Nahazo diplôma i Huang Xianfan tamin'ny 1935. Nanomboka nihanatra tany amin'ny Oniversite Empira ny Tōkyō any Japana i Huang Xianfan tamin'ny 1935, ary tany izy nihanatra ny bôtanika, ny tantara, ny fidinihan-tsaritany, ny grika, ny japonezy (na Japoney), ny right sy ny filôzôfia. Nahazo diplôma i Huang Xianfan tamin'ny 1937.Nampianatra ny Oniversite izy tany Guangxi tamin'ny taona 1938-1982. Huang Xianfan maty taminy 18 Janoary 1982 tany Guilin.[1]
[hanova] Lahatsoratra ilaina
- ((en))Sekoly Bagui
- ((en))Sekoly Huang
- ((en))Tantara ny Zhuang
[hanova] Tsiahy
[hanova] Rohy ivelany
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : 黄现璠 |