Hazo
Avy amin'i Wikipedia
Ny hazo dia fitao ôrganika, vita kira selilôzy (matanjaka rehefa ritina), milona anaty lininina mahatanty tsindry.
Ny hazo dia tiana amin'ny toetra mekanikany, ho an'ny hasina ara-pana ary ny raha voalohany amin'ny indostria simika. Ny hazo dia avy amin'ny hazo velona na avy amin'ny bararata. Betsaka ny fomba fampiasana azy amin'ny fanamoaran-trano sy amin'ny indostrian'ny taratasy ; mety ampiasaina hoatry ny kitay koa ny hazo.
Votoatiny |
Bôtanika [hanova]
Rafitra [hanova]
Fiharo simika [hanova]
Toetra fizika [hanova]