Florent Bezara

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka biôgrafia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Florent Bezara
Ankapobeny
Anarana Florent Bezara
Teraka 23 Septambra 1992
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Madagasikara
Karazana Malagasy
Asa : Mpanao gazety, Mpanentana
Asa hafa Blaogy,
Fiainana manokana
Tranokala Tranokala Ofisialy

I Bezara Roussel Florent na antsoina hoe Florent Bezara dia Mpandrindra rindran-kajy Malagasy na antsoina hoe "Développeur d'application Web et mobile" raha amin'ny teny frantsay. I Bezara Florent no namorono sady mpitantana ny Orinasa iray antsoina hoe Gasy Coder, nanomboka ny taona 2016 hatramin'izao[1]. Teraka tamin'ny 23 Septambra 1992 tao Antsohihy izy.[2]

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

I Florent Bezara, zanak'i Florent Arsène sy Rasoananto Seth. Mpianatra ao amin'ny Oniversite Mahajanga nanomboka tamin'ny taona 2010 izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2018-06-03. Retrieved 2018-06-05.
  2. http://www.worldstatesmen.org/Madagascar.htm Roussel Florent