Fiteny cia-cia

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Boky fianarana cia-cia

Ny fiteny cia-cia (API : /tʃa.tʃa/), dia fiteny aostrônezianina tenenina manodidin'ny tanànan'i Bau-Bau any amin'ny Nosy Sulawesi, any Indonezia.

[hanova] Demografia

Tamin'ny 2005, nisy olona valo alina[1] teo ho eo no mahay miteny cia-cia. Mampiasa ny fiteny malay na fiteny wolio, fiteny mitovitovy amin'ny fiteny cia-cia. Tsy dia ampiasaina be intsony izao ny fiteny wolio noho izy mampiasa ny fanoratana arabo, kanefa ny fiteny indonezianina dia ianarana any am-pianarana miaraka amin'ny abidy latina[2].

[hanova] Fanoratana

Ny fiteny cia-cia taloha dia nosoratana tamina abidy mitovitovy amin'ny fanoratana Jawi, nanana anarana hoe Gundul, mifototra amin'ny abidy arabo fa miampy litera dimy ho an'ny renifeo, fa tsy misy litera ho an'ny zanapeo.

Ny Abidy cia-cia[3]
renifeo ᄙ* ㅇ**
Rômanizasiona g k n d dh t r ~ gh, l m b v ~ w bh p s tsy misy, ’, ng j c h
IPA [ɡ] [k] [n] [ɗ] [d] [t] [r ~ ʁ, l] [m] [ɓ] [β] [b] [p] [s] [-, ʔ, ŋ] [dʒ] [tʃ] [h]
Zanapeo
Rômanizasiona a e o u i tsy misy

[hanova] Tsiahy

  1. (2009) Ethnologue: Languages of the World, 16th, Dallas, Texas: SIL International.
  2. Butonese - Introduction
  3. slideshow
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa