Fanoroana:Sonia
Avy amin'i Wikipedia
Votoatiny |
[Ovay] Sonia (fampiasàna)
[Ovay] Anarana sy ny daty
~~~~
- manomeha
Jagwar 交談 21 Martsa 2009 à 19:41 (UTC)
[Ovay] Anarana ihany
~~~
- manomeha
[Ovay] Daty ihany
~~~~~
- manomeha
21 Martsa 2009 à 19:41 (UTC)
[Ovay] Iza no afaka misonia ?
Afaka misonia daholo ny mpikambana. Ny fizaràna Sonia (fampiasàna). Ny adiresy IP no miseho rehefa tsy nanoratra anarana tato ny mpikambana.
[Ovay] Ahoana ny fampiasan'ny sonia ?
[Ovay] Misy rohy
Rehefa misonia ianao, miditra ao anatin'ny lahatsoratra ny rohy ny pejinao sy ny pejin-dresanao. Tsy mila manao reglage ianao ra tsy tia hanao.
[Ovay] Sonia tsotra
Rehefa voakitija ny "Sonia tsotra", ny lahatsoratra ampidirinao ao ny sonianao. Ary tsy misy rohy mande hoazy eo.
Tsy manakanananao manao rohy makany amin'ny peji-mpikambananao ianao ; tsy mande hoazy fotsiny izy eo.
Tokony soratanao ao izany ny rohy makany amin'ny pejinao sy ny pejin-dresanao. Miaraka amin'ny syntaxe wiki sns.