Fanafody

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Fanafody fitelina
Fanafody fanindrona

Ny fanafody dia zavatra entina manasitrana na hiarovana amin'ny aretina ho an'ny olombelona sy ny biby, eny fa na ho an'ny zavamaniry koa aza.

Misy karazany ny fanafody : natao hatelina, hosotroina, hahosotra, hatsindrona, hasisika ary hoevohana.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa