Distrikan' i Belo-Tsiribihina

Avy amin'i Wikipedia
Belo - Tsiribihina
Velarantany 8 038 km2
Isam-ponina 127 502 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Toliary
Faritra Menabe
Ny Distrikan' i Belon' i Tsiribihina ao amin' ny Faritra Menabe.
Belon'i Tsiribihina

Ny Distrikan' i Belo-Tsiribihina dia distrika ao amin' ny Faritra Menabe, ao amin' ny Faritanin' i Toliara, ao amin' ny tapany andrefan' i Madagasikara.

Ireto ny kaominina ao amin' io distrika io:

Kaominina[hanova | hanova ny fango]

14 fokontany:

Renirano[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika dimy ny Faritra Menabe.