Confucius

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka filôzôfy ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Sarivongan'i Confucius

I Confucius (fiteny sinoa : 孔子; pinyin : Kǒng zǐ; Wade-Giles : K'ung-tzu, na fiteny mandarina : 孔夫子; pinyin: Kǒng Fūzǐ; Wade-Giles: K'ung-fu-tzu), na "Tompo Kong", dia filôzofy sinoa teraka tamin'ny 28 Septambra -551 ary maty tamin'ny taona -479. Ny anany sy ny filôzofiany dia nianjadina ny heritreritra sy ny fomba fiainan'ny Sinoa, ny Koreana, ny Japoney ary ny Vietinamianina.

Teraka tany Zou (陬) any akaikin'i Qufu (曲阜) any amin'ny faritan'ny Shandong i Confucius, antsoin'ny sinoa Kǒngzǐ (孔子) na Kǒng Fūzǐ (孔夫子) izy, ny dikany amin'ny sinoa Tompo Kong, navadiky ny zezoita "Confucius" ny anarany, anarana mitovitovy feo amin'ny "Kǒng Fūzǐ" .

I Confucius dia teraka tamin'ny 21 Septambra -551 any Zou (陬), tsy lavitry ny tanànan'i Qufu (曲阜), amin'ny tany Lu, any amin'ny faritan'i Shandong.