Chickasaw
Avy amin'i Wikipedia
Ilay Chickasaw dia mponina amerindianina miaina any atsimo-antsinanana ao Etazonia.
Niaina anaty na tanàna kely ny Chickasaw Taminy nahitan'ny Eoropeanina azy (any andrefan'i Tenessee), vitsivitsy izareo any Caroline du Sud. Mety mpiavy angambany ny Chickasaw, dia izy tsy mety taranaka ny Mississipiana.
Misimisy Chickasaw koa any Caroline du nord sy ao Mississipi