Châteauroux

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Châteauroux dia tanàna frantsay antonony hangeza any amin'ny departementan' Indre any amin'ny faritra Centre. Izy ny renivohitr' Indre ary any no misy ny fileovany. Ny isam-ponin'i Châteauroux dia misy 5 alina eo ho eo. Castelroussins ny anaram-ponina amin'ny fiteny frantsay.

Fiangonan'i Masina André

[hanova] Jeografia

250 kilometatra any atsimon'i Paris no misy ny tanànan'i Chateauroux, Indre ny anaran'ny renirano mandalo any Châteauroux

[hanova] Jereo koa

[hanova] Rohy ivelany

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa