Bofalô

Avy amin'i Wikipedia
Bofalô

Ny bofalô dia biby misy nono manana tandroka matanjaka sy mibiloka, karazana omby, izay ahitana karazany efatra miaina any Azia sy iray atsy Afrika. Iray ihany ny karazam-bofalô azo ompiana, dia ny bofalôn-drano na bofalôn' i India. Mihalany tamingana ny bofalô dia.