Ôjiboe

Avy amin'i Wikipedia
Lehilahy ôjiboe

Ny Ôjiboe (na Anishinaabe) dia ilay vondrom-poko ngeza indrindra any Amerika Avaratra; miaraka aminy safiotra, izy fahatelo rehefa miresaka an' ilay vondrona ngeza indrindra any Etazonia; ao arian' i Cherokee sy ny Navajo; mitovy ny fivelaran' ny mponina ny Ôjiboe any Etazonia sy any Kanada. Miaina any avaratra ny Lac Supérieur ny Ôjiboe, any Sault-Sainte-Marie.


Fiavina ny teny Ôjiboey[hanova | hanova ny fango]

Avy any aminy Algônkiana ny teny hoe Ôbjiboe

Fiavinan' ilay anara-mponina ho Ôjiboey[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy[hanova | hanova ny fango]