William Cameron Townsend

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

I William Cameron Townsend dia misionera Kristiana niteraka tamin'ny 9 Jolay 1896 dia maty tamin'ny 23 Aprily 1982. Lasa ministra izy tamin'ny voalohan'ny taonjato faha 20.

Ny Fikambanana noforoniny dia Wycliffe Bible Translators ary Summer Institute of Linguistics (SIL International).

Ny fomba fiheritreretan'ny fikambanany dia ity : rehefa voadika an-teny ny baiboly anatin'ny fiteny ny mponina iray, ny olona kristiana miteny an'io fiteny io mety manana fahaleovanteny be kokoa, ary ny olona teratany dia tsy maintsy mitondra ny Fiangonany.

Nanandranan nivarotra baiboly amin'ny fiteny Espaniola i William Cameron Townsend tamin'ny andro fahatanorainy (1917-18) ary hitany teo fa ny ankabiazan'ny olona hitany tany tsy mahazo teny espaniola. Ary mponina Cakchiquel tsy nampiasa soratra. Tamin'io fotoana io, i William nanomboka niaina miaraka amin'ny mponina Cakchiquel, ary nianatra ny fiteniny ary nanandika an-teny ny Testamenta vaovao izy aveo, folo taona fotsiny no nanaovany azy.

Bibliôgrafia[hanova | modifier le wikitexte]

  • ((en)) Benjamin Feinberg: The Devil's Book of Culture: History, Mushrooms, and Caves in Southern Mexico (University of Texas Press), ISBN 0-292-70190-X, p. 77f.
  • ((en)) Hugh Steven: Wycliffe in the Making: The Memoirs of W. Cameron Townsend, 1920–1933 (Wheaton, Harold Shaw 1995).
  • ((en)) Ruth A. Tucker: From Jerusalem to Irian Jaya: A Biographical History of Christian Missions (Zondervan ), ISBN 0-310-23937-0, p. 376f.
  • ((en)) Virginia Garrard-Burnett: A History of Protestantism in Guatemala: Living in the New Jerusalem (University of Texas Press), ISBN 0-292-72817-4.
  • ((en)) Larry Ziegler-Otero: Resistance in an Amazonian Community: Huaorani Organizing Against the Global Economy (Berghahn Books), ISBN 1-57181-448-5, p. 52ff.