Wikipedia:Mpanafatra

Avy amin'i Wikipedia

Ny Mpanafatra sy ny Mpanafatra transwiki dia mpikambana manana alàlana mandeha any amin'ny pejy manokana Manokana:Import. Ireo sata roa ireo dia afahana manafatra pejy avy amin'ny wiki hafa, fa afaka mampiditra pejy manan-tovon-drakitra XML ihany ko any mpanafatra.

Fampidirana interwiki ihany no azon'ny mpandrindra atao. Noho izany, ny mpanafatra ihany no afaka manafatra rakitra mitondra tovona XML. Ny mpikambana manana sata mpanafatra transwiki dia afaka manafatra pejy amin'ny wiki hafa na dia tsy manana alàlan'ny mpandrindra azaizy any.

Tsy miasa eto amin'ny wikipedia malagasy ireo gropy ireo. Ary ny mpiambona ihany no afaka manome ireo sata ireo.