Wikipedia:Miaraha miasa
Avy amin'i Wikipedia
Ny tetikasa Miaraha miasa dia tetikasa natao mba hanatsara ny endriky ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia malagasy. Miova isan-taona ny tetikasa eto amin'ny miaraha-miasa', fa afaka ovaina matetika ny tetikasa rehefa manomboka mivoatra ny wikipedia malagasy. Ny mpikambana na ny mpitsidika no misafidy ny asa tokony atao eto amin'ny wikipedia malagasy. Fa rehefa miaotra ny raika ny asa tian'ny mpitsidika/mpikambana atao, dia misafidy ny tetikasa tiany hiasàna izareo ireo. Ny mpikambana voamarina ihany no afaka manova ny renipejin'ny miaraha-miasa.