Wikipedia:Fivoarana/*/Silo Andrianandraina

Avy amin'i Wikipedia


Silo Andrianandraina, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Silo Andrianandraina''' na '''Silo''' : zanak'i [[Tovo Andrianandraina]].

Havanana amin'ny bà-kira [[jazz]]. Mampifangaro ny [[mozika]] vahiny amin'ny nentim-paharazana avy any atsimo (Tahirin-kira Rimorimo).

Mpanangana ny SDF (Simple Defiance of Fancy). Mampianatra ao amin'ny planeta koltoraly etsy [[Ambohijatovo]].

Mahafehy zavamaneno maromaro ([[gitara]], vata maro afitsoka, aponga maro anaka).

[[Category:Mozika]]