Silo Andrianandraina

Avy amin'i Wikipedia
Silo Andrianandraina

Silo Andrianandraina na Silo : zanak'i Tovo Andrianandraina.

Havanana amin'ny bà-kira jazz. Mampifangaro ny mozika vahiny amin'ny nentim-paharazana avy any atsimo (Tahirin-kira Rimorimo).

Mpanangana ny SDF (Simple Defiance of Fancy). Mampianatra ao amin'ny planeta koltoraly etsy Ambohijatovo.

Mahafehy zavamaneno maromaro (gitara, vata maro afitsoka, aponga maro anaka).