Wikipedia:Fivoarana/*/Samuel Ratany

Avy amin'i Wikipedia


Samuel Ratany, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{vangovango|mpanoratra|biografia}}

Mpanoratra ([[1901]]-[[1926]]) 

Mpanoratra izay iray fotoana tamindry Ny Avana Ramanantoanina, Rodlish sy Rabearivelo... saingy tsy dia fantatra loatra. Ny antony dia satria maty tanora loatra izy ary tsy nanana fotoana nampahafantarana ny sangan'asany.

Teraka teny amin'ny taona  [[1901]] i Samuel Ratany izay fotoana tao anatin'ny fampandriantany nataon'ny Frantsay. Ary maty ny [[9 Oktobra]] [[1926]].

Teo amin'ny faha 15 taonany izy no nanomboka nanoratra