Wikipedia:Fivoarana/*/Pinyin

Avy amin'i Wikipedia


Pinyin, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''Pinyin''' (Sinoa 拼音), dia fandikana amin'ny abidy latina an'ny fiteny sinoa any amin'ny [[Repoblika Entim-bahoakan'i Sina]], ary io no tena ampiasaina amin'ny fandikana amin'ny abidy latina an'ny [[fiteny mandarina]] ; ny sinoa any [[Taiwan]] dia mampiasa ny fandikana [[Wade-Giles]], fomba fandikana hafa nisy talohan'ny Pinyin, fa mbola ampiasain'ny sinoa any ivelan'i Sina matetika. 

Ankehitriny, ny Pinyin dia manomboka manan-danja any ivelan'i Sina, indrindra ao anatin'ny fikambanana sin