Wikipedia:Fivoarana/*/Miliaridera

Avy amin'i Wikipedia


Miliaridera, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''miliaridera''' dia ny olona manana sanda afa-karatsaka (vola, trano, orinasa, petrabola, sns) arivo tapitrisa (miliara) farafakeliny, matetika dolara amerikana na euro. Arakin’ny « Forbes », izay tranom-printy iray mpamokatra [[Lisitry ny Miliaridera arakin’ny Forbes|lisitry ny miliaridera]] amin’ny dolara amerikana isan-taona, dia nisy 1 210 miliaridera tamin’ny taona 2011.<ref>{{cite web|last1=Miller|first1=Matthew|last2=Kroll|first2=Luisa|title=Bill Gates No Longer World's Richest Man|u