Wikipedia:Fivoarana/*/Fanagasiana

Avy amin'i Wikipedia


Fanagasiana, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''fanagasiana''' dia fanovana mampanome endrika malagasy an'ny zavatra iray : teny, anarana na kolontsaina.

Ny ''Fanagasiana'' dia politika nentin'ny governemanta malagasy taorian'ny rotaky ny mpianatra tamin'ny 1972 ary tety aoriana nandritry ny fanomezandalan'i Marc Ravalomanana faharoa tamin'ny taona 2007. Ny ''fanagasiana'' indrindra indrindra dia mikasika ny fampianarana satria araka ny dinika nataon'ny Firenena Mikambana, moramora kokoa ho an'ny ankizy no mianatra lesona amin'ny teny