Wikipedia:Fivoarana/*/Bemolanga

Avy amin'i Wikipedia


Bemolanga, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Bemolanga''' dia fiandronan-tsolitany ambanin’ny tany lehibe ao anatin’ny debok’i Morondava eto [[Madagasikara]]. Voavinavina ho 21 lavitrisa « barils » eo ho eo ny solitany tsy voadio ao anatiny. Ahitàna solika ao anatin’ny faritr’Isalo sy Amboloando. Ao avaratry ny fiandronan-tsolik’i [[Tsimiroro]] ary atsinanan’ny tanànan’i Morafenobe no toerana misy azy.

==Fanovozan-kevitra==

* [http://www.petromarex.com/projects/moz/Mozambique_Brochure.pdf Boky kely Bemolanga]

[[sokajy:Bemolanga|*]]
[