Wikipedia:Fivoarana/*/Androy

Avy amin'i Wikipedia


Androy, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Androy''' dia [[faritra]] any amin'ny faritan'i [[Toliara]], faritan' [[Anosy]] any atsinanana sy ny onin'i [[Menarandra]] any andrefana ; [[Ambovombe-Androy]] no renivohiny, ary ny [[Antandroy]], na "mponina ao amin'ny tanin'ny [[roy]]" (''[[mimosa delicatula]]'') no iantsoana ny mponina ao. Mitsitapitapy ny renirano any Androy. Arakaraka ny handrosoan'ny andro no tsy maintsy handavahana lalindalina kokoa ny vovo hahitana rano. Ny vovo lehibe ao aminy no maha-Ambovombe an'Ambovombe.

Na dia