Wikipedia:Fivoarana/*/9 Novambra

Avy amin'i Wikipedia


9 Novambra, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{Novambra}}
'''1989''': nandrodanana ny [[rindrin'i Berlin]], izay nanasaraka an'i [[Berlin andrefana]] sy [[Berlin atsinanana]] nandritra ny 28 taona. Ny andro nandrodanana io '''rindrin'ny henatra''' io no azo lazaina fa niandohan'ny fampitambarana indray an'i Alemana atsinanana sy Alemana andrefana, izay nifampizaran'ny Sovietika andaniny sy ny Amerikana, Frantsay ary Anglisy ankilany taorian'ny [[ady lehibe faharoa]].


<noinclude>
[[Sokajy:Novambra]]
[[af:9 November]]
[[an:9 de noviembre]]