Wikipedia:Fiarovana tapaka

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy
Translation.png   Mila dikaina amin'ny teny malagasy ity lahatsoratra ity, any amin'ny pejin-dresaka ny lahatsoratra tokony dikaina eto amin'ny teny malagasy.

Mbola mety tsy vita na vita an-tàpany ity takelaka ity.
Jereo koa ny pejy hoan'ny mpandika teny raha te-hahazo fanoroana


Ny Fiarovana tapaka tsy mamela ny olona tsy nanoratra anarana (" adiresy IP ") manolo ny pejy.

Ny mpanoratra tia hanoratra ambon'ny pejy voaaro afaka manoratra eo amin'ny (SemiProtected/intervention) rehefa IP no tia hanolo azy, na eto amin'ny protected/Intervention rehefa mpikambana voasoratra.

[Ovay] Dika

Ny fiarovana tapany :

  • Tsy tokony ampiasaina mba hanakana ny adiresy IP tia hanoratra eo.
  • Tsy tokony ampiasaina ambon'ny pejy mbola tsy nosimbaina.
  • Tsy tokony ampiasaina ambon'ny pejy be mpandalo.

[Ovay] Fangatahana

Ny fangatahana ho an'ny fiarovana tapaka afaka atao eto amin'ny SemiProtected/request rehefa harovana tapany, na eto amin'ny Protected/request rehefa harovana.

Fanoroana sy fitsipika