Wikipedia:Efemerida/1 janoary

Avy amin'i Wikipedia

1 Janoary

  • Taom-baovao ofisialy amin'ny firenena maro izay mampiasa ny kalandrie gregôrianina na kalandrie jiolianina
  • Fankalazana ny fahaleovantena any Haiti (1804) ary any Boroney (1984)
  • 1983 – Fanovana ny protokoly fifandraisana amin'ny tambajotran'i ARPANET ho TCP/IP izay fotoana nihatombohan'ny Aterineto araky ny fahafantarantsika ankehitriny.