WikiTaxi

Avy amin'i Wikipedia
  

WikiTaxi dia rindrankajy iray ahafahana mijery ny lahatsoratra ao amin'ny Wikipedia tsy mila internet, tsy mila rindrankajy hafa. Izany hoe tsy mila mi-install MediaWiki na Apache na PHP.

Ilay Wikitaxi io no ampidirina miampy ny dump an'ny database Wikipedia dia ampy. Ilay lanjan'ny WikiTaxi dia latsaky ny 1Mo fa ilay ny database no mety mavesatra : 800 Mo ho an'ny wikipedia frantsay ary 3Go ho an'ny wikipedia anglisy. Mety ho ampiasaina ho an'ny fanamboarana DVD an'ny Wikipedia ny Wikitaxi

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]