Voromahery

Avy amin'i Wikipedia

Ny voromahery dia vorona isan-karazany ao amin' ny fianakavina Accipitridae. Ny ankamaroan' ny karazana voromahery 60 dia any Eorôpa sy Afrika.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]