Ubuntu

Avy amin'i Wikipedia

Ubuntu (tenenina hoe /uːˈbuːntuː/ dia mpandrindra milina avy amin'ny fizarana Debian Linux. Nahazo anarana araky ny fisainana Ubuntu any Afrika atsimo (« Humanity towards others ») ary zaraina am-pahalalahana sy open source izy. Tsotra ny fampiasana azy ho an'ny mpampiasa tsotra. Nosafidian'ny mpamaky teo amin'ny desktoplinux.com izy ohatra ny fizarana linux malaza indrindra hoan'ny birao, maka ny 30%-n'ny installation Linux eo amin'ny birao tamin'ny 2006 sy tamin'ny 2007. Ny statistika Web tamin'ny farany 2009 dia milaza fa 40-50% ny anjaran'ny Ubuntu.

Ao anatin'ny Ubuntu dia misy pack software zaraina miaraka amina lisansy malalaka (fantatra ohatra ny open source). Ny lisansy tena ampiasaina dia ilay linsansa GNU General Public License (GNU GPL), milaza fa azon'ny mpampiasa dikaina, zaraina, mandinika, manova sy manatsara ny rindrankajy am-pahalalahana. Sponsorizen'ny UK based company Canonical Ltd., an'ny South Afrika mpilalao vola Mark Shuttlewoeth. Amin'ny famelana ny Ubuntu ho malalaka sy open source, azon'ny Canonical ampiasaina ny fahaizan'ny fikambanan'ny mpamelatra rindrankajy amin'ny zavatra mandrafitra ny Ubuntu, mba tsy hivarotra an'i Ubuntu mba hampidi-bola, mampidi-bola amin'ny fivarotana sampandraharaha miaraka amin'ny Ubuntu. Manaiky sy manohana ny mpandrindra milina Ubuntu voasintona i Cannical: Kubuntu, Edubuntu ary Ubuntu Server Edition. Misy mpandrindra milina hafa voasintona, ao koa any teny an-toerana sy ara-pitaovana an'ny version manokana.

Mamoaka version an'ny Ubuntu isaky ny enim-bolana ary manohana an'i Ubuntu izy ho an'ny 18 volana amin'ny fanomezana fitsarana ho an'ny antoka (correctif de securité), fitsarana ny bug ratsy, ary mise-à-jour maivamaivana ho an'ny rindrankajy. Ny version LTS avoaka isaky ny roa taona, dia antohan'ny birao mandritry ny telo taona ary dimy taona ho an'ny lohamilina. Ny version an'ny Ubuntu ankehitriny, 9.10 (kôala karmika, koala karmique), dia navoaka tamin'ny 29 Oktobra 2009.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Ny Ubuntu dia fork an'ny foto-kaody Debian. Ny tanjona voalohan' Ubuntu dia hamoaka version iray isaky ny enim-bolana, dikan'izany manome mpandrindra milina voa-update matetika. Navoaka tamin'ny 20 Oktobra 2004 ny version voalohan' Ubuntu.

Nivoaka iray volana ao aorian'ny famoahan'i GNOME Ubuntu. Tsy araka ny fork ny Debian, mampiasa fango mihidy ary manan-tompony, mampiasa rindrankajy malalaka Ubuntu tamin'ny voalohany, ankoatra ny driver-n'ny fitaovana manan-topony.

Ubuntu packages are based on packages from Debian's unstable branch: both distributions use Debian's deb package format and package management tools (APT and Synaptic). Debian and Ubuntu packages are not necessarily binary compatible with each other, however, and sometimes .deb packages may need to be rebuilt from source to be used in Ubuntu. Many Ubuntu developers are also maintainers of key packages within Debian. Ubuntu cooperates with Debian by pushing changes back to Debian, although there has been criticism that this doesn't happen often enough. In the past, Ian Murdock, the founder of Debian, has expressed concern about Ubuntu packages potentially diverging too far from Debian Sarge to remain compatible. Before release, packages are imported from Debian Unstable continuously and merged with Ubuntu-specific modifications. A month before release, imports are frozen, and packagers then work to ensure that the frozen features interoperate well together.

Ubuntu is currently funded by Canonical Ltd. On July 8, 2005, Mark Shuttleworth and Canonical Ltd announced the creation of the Ubuntu Foundation and provided an initial funding of US$10 million. The purpose of the foundation is to ensure the support and development for all future versions of Ubuntu. Mark Shuttleworth describes the foundation as an "emergency fund" (in case Canonical's involvement ends).

Ubuntu 8.04, released on April 24, 2008, is the current Long Term Support (LTS) release. Canonical releases LTS versions every two years, with Ubuntu 10.04 Lucid Lynx (release number subject to change) scheduled as the next LTS version in 2010. The current regular release, Ubuntu 9.10 (Karmic Koala), was released on October 29, 2009.

On March 12, 2009, Ubuntu announced developer support for 3rd party cloud management platforms, such as for those used at Amazon EC2.[24]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Mpandrindra milina
Apple : System 5 · System 6 · System 7 · Mac OS 8 · Mac OS 9
Linux : Arch Linux · Debian · Frugalware · Fedora · Funtoo · Gentoo · Mandriva · Red Hat · Slackware · SUSE · Ubuntu
GNU : Debian GNU/Hurd · Arch Hurd
BSD : FreeBSD · NetBSD · OpenBSD · DragonFly BSD · PC-BSD
Microsoft Windows : MS-DOS 1 2 3.x 95 · 98 · 98SE · 2000 · ME · XP · Vista · 7
IBM : AIX · MVS · OS/2 · OS/360 · OS/390 · z/OS · OS/400