The Lion King
Avy amin'i Wikipedia
The Lion King na Le Roi lion (« Ny Liona Mpanjaka / Ny Mpanjaka liona ») dia klasika disney faha 32, io sarimihetsika io dia nataon'i Walt Disney Pictures, ary nivoaka tamin'ny 15 jiona 1994 izy io. Afaka hitantsika ao i Matthew Broderick, Jeremy Irons, James Earl Jones, Jonathan Taylor Thomas, Nathan Lane, Ernie Sabella, Moira Kelly, Robert Guillaume, Rowan Atkinson, Whoopi Goldberg, Cheech Marin, ary i Jim Cummings.