Sunan al-Daraqutni

Avy amin'i Wikipedia

Ny Sunan al-Daraqutni (arabo: سنن الدارقطني), dia bokin' ny hadita (tantaran' i Mohamady) nangonin' ny Imam Al-Daraqutni (taona 918–995). Ny fitambaran' ny hadita ato amin' ity boky ity dia miisa 4 836 araka ny voalazan' i al-Maktaba al-Shamila. Ao anatin' ity boky ity i al-Daraqutni dia ninia nanangona ireo hadita jheverina fa Moudu ("noforonina") sy Dhaif ("malemy" amin' ny fitantarana). Ankoatra izany, i al-Daraqutni dia nilaza hadita sahih ("azo itokiana") ihany koa.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]