Simón Bolívar
Avy amin'i Wikipedia
I Simón José Antonio de la Santísima Trinidad Bolívar y Palacios, fantatsika Simón Bolívar dia olona niteraka tamin'ny 24 Jolay 1783 tany Caracas (Venezuela) ary maty tamin'ny 17 Desambra 1830 tany Santa Marta (Kolombia).
I Simón Bolívar dia mpanao politika any amerika atsimo. Nampahaleovantenan'i Bolivia, Kolombie, Ekoadora, Panama, Peru ary Venezuela i Simon Bolivar.