Shatt al-'Arab

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Shatt al-'Arab na Arvandrud - (midika "moron'ny arabo") - dia onin'i Azia atsimo-andrefana nateraky ny fihaonan'ny ony Tigra sy Efrata, 150 km alohan'ny hivarinany any amin'ny helodrano persika.

Shatt al-'Arab, izay mandalo ny tanàna irakena Bassora, dia azo ifamoivoizana tsara amin'ny ankapobeny, ka izay no mahasarobidy azy ho an'ny famatsiana solitany ireo faritra manodidina.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa