Seha-pihariana fahefatra

Avy amin'i Wikipedia

Ny seha-pihariana fahefatra na sehatr' asa fahefatra na sehatra ara-toekarena fahefatra na sehatra fahefatra dia vondron' asa fihariana mampivondrona ny indostrian' ny teknôlôjia avo lenta (teknôlôjian' ny solosaina, ny famokarana zanabolana, ny biôindostria, sns.) ary serivisy tena saro-pady (fikarohana sy fanabeazana avo lenta, tolo-tsaina stratejika, injenieria ara-bola, fikarohana amin' ny fitsaboana avo lenta, sns.) amin' ny ankapobeny any amin' ny firenena mandroso indrindra (Etazonia, Vondrona Eorôpeana, Japàna, sns.).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]