Segondra
Avy amin'i Wikipedia
Ny segondra (eva SI : s), afohezina sec. na seg. tsindraindray, dia anaran-tsingam-potaona ary izy no ampiasain'ny SI (système internationa) rehefa mandrefy ny fotoana. Azo refetina izy amin'ny famataranandro.
Ny segondra dia singam-potoanan'ny andro. Ny segondra iray dia 1/86400 ora (satria 1/24×60×60). Fa tamin'ny taonjato faha 19-20, ny fandinihana ara-kainkintana dia milaza fa mihalava ny salan'ny segondra, ary noho izany, tsy natao ho tsiahin'ny singam-potaona intsony ny fihodinan'ny tany. Amin'ny famataranandro atômika, azo atao no mamaritra ny segondra amin'ny alalan'ny fototoetran'ny natiora.
Jereo koa [hanova]
Rohy ivelany [hanova]
Miteny anglisy [hanova]
- National Physical Laboratory: Trapped ion optical frequency standards
- High-accuracy strontium ion optical clock; National Physical Laboratory (2005)
- National Research Council of Canada: Optical frequency standard based on a single trapped ion
- NIST: Definition of the second; notice the cesium atom must be in its ground state at 0 K
- Official BIPM definition of the second
- Seconds and leap seconds by the USNO* The leap second: its history and possible future
- What is a Cesium atom clock?