Ity sary ity dia atao hoe logo izay ampiasain'ny orinasa na fikambanan'orinasa iray. Noho izany izy io dia iharan'ny zom-pamorona araka ny fepetra iraisam-pirenena mikasika ny marika fivarotana (trademark). Mety misy fiovana madinika io lalàna io araka ny firenena onenana.
Any Etazonia, ny fair use (fampiasana mety), dia hahafahana mampiasa ilay sary tsy malalaka rehefa tsy amin'ny tanjona fanaratsiana ilay sary. Mihatra ihany koa izay fair use izay rehefa ampiasaina amin'ny tanjona fanehoana ilay sary voaaron'ny zom-pamorona.
Any ivelan'i Etazonia, misy ireo firenena izay manana fahafahana mampiasa sary araka ny fair use. Ka anefa kosa misy firenena hafa izay tsy manana lalàna na fanambarana manokana mikasika ny fampiasana tsy nahazoan-dalan'ny marika napetraka. Ka ao amin'ireo firenena ireo, tsy azo atao ny mampiditra sary voaaron'ny zom-pamorona eto amin'ity Wiki ity.
Raha ianao ny tompon'ity sary ity ary raha tianao hiala eto izy, mangataha eto.
Tsy azo ampidirina ao amin'ny Wikimedia Commons ity rakitra ity, satria sarotra non'ny aty ny fitsipika momban'ny copyright misy any. Ho voafafa avy hatrany ity rakitra ity raha ampidirina any.
Tantara ny rakitra
Tsindrio eo amin'ny daty/ora iray mba hijery ny toetra n'ilay rakitra tamin'io fotoana io.