Said Atthoumani

Avy amin'i Wikipedia
Tombokasen' ny Fanjakana Kômôriana (1975-1978).

I Saïd Atthoumani dia mpanao pôlitika kômôriana, minisitry ny Atitany tao amin' ny Fanjakana Kômôriana izy tamin' ny taona 1975 rehefa nahazo ny fahaleovantenany i Kômôro saingy very io toerana io rehefa nandray ny fahefana i Ali Soilih. Tamin' ny 13 Mey 1978 i Atthoumani dia nanampy tamin' ny famolavolana fanonganam-panjakana izay nanonganana an' i Soilih.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]