Rondônia

Avy amin'i Wikipedia

I Rondônia dia faritany mizaka tena any Brazila. Porto Velho no renivohiny.

Ny faritra mizaka tena manodidona azy dia i Amazonas, i Mato Grosso ary i Bolivia.

Ny tanànany lehibe indrindra dia Porto Velho, Guajara-Mirim, Ji-Paraná, Ariquemes, Cacoal et Vilhena. Faritany tsy dia be vohintany ny faritan'i Rondônia ary eo amin'ny 100m hatramin'ny 600m ny haavon'ny 94% ny taniny.

Jereo Koa[hanova | hanova ny fango]