Robert Mugabe

Avy amin'i Wikipedia
Robert Mugabe
Ankapobeny
Anarana Robert Mugabe
Teraka 21 Febroary 1924
Maty 6 Septambra 2019 (aged 95)
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
Fiainana manokana

Robert Mugabe dia mpanao politika teraka ny 21 Febroary 1924 tao Harare ary maty ny 6 Septambra 2019. Filohan'i Zimbaboe teo anelanelan'ny taona 1987 hatramin'i 2017.

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia Sally Hayfron.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.