Rabesa Zafera Antoine
Rabesa Zafera Antoine | ||
Ankapobeny | ||
Anarana | Rabesa Zafera Antoine | |
Teraka | 20 May 1950 | |
Fiaviana sy ny andraikitra | ||
Firenena | Madagasikara | |
Karazana | Malagasy | |
Asa : | Mpampianatra amin'ny Oniversite | |
Asa hafa | Mpanao politika | |
Taona niasana | 1975 | |
Fiainana manokana | ||
Seha-pitiavana | vady | |
Rabesa Zafera Antoine dia olo manga malagasy,teraka tamin'ny 20 May 1950 tao Antsohihy. Ny asa ataony dia filohan'ny Oniversite Mahajanga[1] sady mpampianatra mpikaroka ara-tsiantifika.
Biôgrafia
[hanova | hanova ny fango]Rabesa Zafera Antoine[2] dia olo manga no sady mpanao politika malagasy,tamin'ny 23 Aprily 2010 voafidy filoha hitantana Oniversite Mahajanga izy.
Diplôma
[hanova | hanova ny fango]Manana mari-pahaizana Injeniora Agrônomia tao amin'ny oniversite Nogent s-M. sy Montpellier. Manana Dôkotorà amin'ny Siansa Biolojika tao amin'ny Oniversite Claude-Bernard Lyon I sy Pierre-sy-Marie-Curie Paris 6. Manana mari-pahaizana ambony momban'ny filôzofika tao amin'ny Oniversite Claude-Bernard Lyon 1.
Politika
[hanova | hanova ny fango]Minisitra
[hanova | hanova ny fango]Tamin'ny taona 1983-1991,napetrak'i Amiraly Didier Ratsiraka minisitra raram-bahiny, Ny taona 2010[3],natao minisitra fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiantifika tamin'ny fitondrana Tetezamita Andry Rajoelina.
Ambasadôro
[hanova | hanova ny fango]Taorian'ny maha minisitra azy dia nalefan'ny Ratsiraka Didier ambasadôra madagasikara tany Allemagne izy.
Filohan'ny Oniversite
[hanova | hanova ny fango]Ny 23 Aprily 2010[4],dia nandray asa maha filoha Oniversite Mahajanga azy i Pr Rabesa Zafera Antoine.
Ireo sokajim-pianarana niforony tao amin'ny Oniversite Mahajanga :
- Institut Universitaire de Gestion et de Management (IUGM)
- Institut Biologie Appliqué (IBA)
- École de Droit et Science Politique (EDSP)
- École de Tourisme (ET)
- École de Langue et de Civilisation (ELC)
- ISSTM[5]
- EATP
- Institut d'odontostomatologie tropicale de Madagascar
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]
|